Fanaraha-maso sy fanitsiana bugs laharam-pahamehana.
Maintenance
mitohy
ho an'ny produits-nao.
Manome fanohanana teknika ho an'ny websites, portfolios ary applications izahay mba hijanona ho stable, haingana ary azo antoka.
Fanavaozana farany:
Tafiditra ao anaty tolotra
Mise à jour teknika sy fanamafisana fiarovana.
Fanohanana opérationnelle miaraka amin'ny reporting mazava.
Backup sy fanamarinana restauration.
Fanatsarana ny hafainganam-pandeha sy performance.
Monitoring sy alerte amin'ny erreurs critiques.
Fanavaozana ireo dépendances fototra.
Fanitsiana UX/UI kely araka ny ilaina.
Tatitra isam-bolana momba ny asa vita.
Vidin'ny maintenance
Maintenance Website
100.000 Ar
Maintenance mahazatra ho an'ny site vitrine.
- Fanitsiana bugs
- Fanaraha-maso uptime
- Mise à jour madinika
Maintenance Portfolio
100.000 Ar
Maintenance natokana ho an'ny portfolio pro.
- Fanitsiana visuel
- Fanitsiana contenu
- Fanaraha-maso performance
Maintenance Application
Sur devis
Miankina amin'ny projet sy ny tâches angatahana ny vidiny.
- Audit des besoins
- Plan de maintenance manokana
- Support évolutif
Methodologie de delivery standard
Mitovy hatrany ny rafitra ampiasaina: cadrage fohy, execution anaty sprint, fanamarinana qualite, avy eo suivi azo refesina.
Cadrage business
Faritana mazava ny objectifs, contraintes, KPI ary priorites mba hisorohana ny rework.
Execution sprint
Mandroso amin'ny cycles fohy ny delivery miaraka amin'ny demo sy decisions haingana.
Qualite sy release
Atao ny tests, verification SEO, performance ary securite alohan'ny publication.
Suivi post-lancement
Atao monitoring, fanitsiana laharam-pahamehana ary optimisation mitohy araka ny data.
Livrables standards
- Backlog laharam-pahamehana sy scope voamarina
- Plan sprint miaraka amin'ny deadlines mazava
- Checklist qualite alohan'ny mise en production
- Plan maintenance sy optimisation mitohy
Mila plan de maintenance mifanaraka amin'ny filanao?
Afaka manampy anao hametraka priorités sy niveau de support mety izahay.